Notanterahina ny 21 sy 22 Jolay lasa teo tao Antsirabe sy Ambatolampy faritra Vakinankaratra ireo famelabelarana narahina adihevitra mikasika ny « Anjara andraikitry ny parlemanta araky ny lalam-panorenana » izay natao tamin’ny ONIFRAV Antsirabe sy Oniversity RAVELOJAONA Ambatolampy. #Balaky