Notanterahina ny 16 sy 17 Jolay tao amin’ny renivohitra Faritra Matsiatra Ambony ireo famelabelarana narahina adihevitra mikasika ny « Anjara andraikitry ny parlemanta araky ny lalam-panorenana » tao amin’ny CEDII sy Maison des Jeunes Ambatomena Fianarantsoa.#Balaky