SOSA – Torolalana ho an’ny olompirenena momba ny Tamberinandraikitra

SOSA_Torolalana ho an’ny olompirenena momba ny Tamberinandraikitra

Ny hevitry ny hoe « SOSA » : manampy amin’ny fisosan’ny fiainam-pirenena
ny fisian’ny kolontsaina tamberinandraikitra sy ny fandraisana andraikitry
ny olompirenena tompondraharaha.

somdn_product_page

(Downloads - 82)

Category:

Description

SOSA_Torolalana ho an’ny olompirenena momba ny Tamberinandraikitra

Ny hevitry ny hoe « SOSA » : manampy amin’ny fisosan’ny fiainam-pirenena
ny fisian’ny kolontsaina tamberinandraikitra sy ny fandraisana andraikitry
ny olompirenena tompondraharaha.

Ny sary eo amin’ny fonon’ny boky dia maneho fa samy manana andraikitra
hahatonga ny fampiharana ny tamberinandraikitra ho kolontsaina sy ho
fomba fiasa ny olompirenena tsirairay. Ny olompirenena rahateo no misitraka
ny vokatr’izany fisiana tamberinandraikitra izany ka manjary mandroso
ny firenena. Ny fampiharana ny tamberinandraikita dia ao anatin’ny
valimbabena ataon’ny olompirenena ho an’ny firenena.

 

Centre Européen d’Appui Électoral (ECES)
Liberty 32 (L32)
ONG Tolotsoa

Reviews

There are no reviews yet.

Be the first to review “SOSA – Torolalana ho an’ny olompirenena momba ny Tamberinandraikitra”

Votre adresse e-mail ne sera pas publiée. Les champs obligatoires sont indiqués avec *